Teny iditra | kifolo an' ila (folo, any, ila) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Randram-bolo betsileo miendrik' akondro folo amin' ny ilany, ary toy izany koa amin' ny an-kilany [1.1] | |
Voambolana | Fandram-bolo | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |